Entrée | 1 vidiny > vidy |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Takalon-javatra ara-bola: Efa nomen' i Naivo ve ny vidin' ny bokinao tany aminy? 4 Valiny, setriny: Io trano io izao no mba vidinkasasarako hatramin' izay 5 Lanja: Tsy hay tombanana ny vidin' ny hatsaram-panahy na dia mbola eto an-tany aza [1.1] |
Explications en anglais |
6 price, value [1.7] |
Explications en français |
7 prix [1.3, 1.8, 1.13, 1.5] 8 valeur [1.3, 1.5] |
Exemples |
9 Ataony vidy mora na takalozany tany tsizarizary ilay izy. [2.472] |
Vocabulaire |
10 Economie: (en général) |
Dérivés |
|
Analogues | 16 vanga |
Mots composés |
|
Entrée | 52 vidiny > vidina |
Radical | 53 vidy |
Partie du discours | 54 verbe passif |
Explications en malgache |
55 Atakalo vola: Novidiko valopolo ariary io reniakoho io 56 Tambazam-bola: Isaorana Andriamanitra fa olona tsy mba azo vidim-bola raha io mpitsara io [1.1] |
Exemples |
57 Ny tsy manana kosa tsy manam-pidiny, ka na lavitra na akaiky dia volena , indrindra fa tany tsy vidina izany nahofana. [2.472] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|