|
|
|
|

Entrée1  viave
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 [Tanala] vehivavy: Viave tono angoake tsy loja-mitodike (mora may ny angoaka ka tsy mahazo mitoditokia raha mitono azy; dia toy izany koa ny vehivavy tsy manaja vady) [1.78]
Synonymes  4 viavy

Mis à jour le 2026/02/04