| Entrée | 1 vesarina |
| Radical | 2 vesatra |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4 Tsindriana zavatra be lanja: Aza vesarina entana io zaza io fa mbola kely ~ Novesarinao adidy lehibe aho, nefa na dia izany aza tsy hiamboho adidy aho Tototra: Vesarin' alahelo ny fony [1.1] |
| Explications en anglais |
5 to be loaded down, to be weighed upon [1.7] |
| Explications en français |
6 qu'on charge, qui est accablé [1.8] |
| Morphologie |
|
| Autres orthographes | 10 vesarana |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|