Entrée venty
Partie du discours nom
Explications en malgache Fototry ny isa
Antoko, tsinjara: Lalàna dimy venty sy telonjato
Fotopototra: Holazaiko anao ny ventin' ny lahateny nataony fa henoy tsara àry
Vongana iray mitambatra: Ranony daholo izy izany fa tsy misy ventiny na dia kely aza
Fitarihana hira [1.1]
 Habe fototra ampiasaina amin'ny fandrefesana [1.13]
Explications en anglais Substance; a unit [1.7]
Explications en français Substance [1.8]
 Unité [1.13]
Dérivés 
Mots composés 
Proverbes 

Entrée venty
Partie du discours nom
Explications en malgache Anaram-bola malagasy ampahenin' ny ariary ny sandany na iraimbilanja; latsaka voamena: 0,80Fr ary miditra amin' ireto anarambola manaraka ireto: lasiventy (ilavoamena sy venty: 0Fr90); ventisikorobo (2Frs); ariary latsabenty (4Frs) [1.1]
Vocabulaire 
Mots composés 

Mis à jour le 2023/05/16