Entrée venavena
Partie du discours nom
Explications en malgache Toetran' ny zavatra, toy ny fery na lavaka, misokatra makadiry, mitanatana
Toetran' olona miraikiraiky, mitahontahona. [1.1]
Dérivés 

Mis à jour le 2020/07/31