|
|
|
|

Entrée1  veloma madinidinika: masina fantimpantenana
Mots élémentaires  2 veloma, 3 madinidinika, 4 masina, 5 fantimpantenana
Partie du discours  6  locution
Explications en malgache  7 fomba fanaovam-beloman' ny mpifankatia miangolangola fiteny. [1.1]
Exemples  8  Ka veloma|masina fantimpantenana tsirairay Rambolo, ary veloma|masina fantimpantenana, fa hianao dia masiaka amboa hadivory, ka lany zara tanora. [2.69]

Mis à jour le 2025/09/12