Entrée vavony
Partie du discours nom
Définition malgache Kitapo mahalany eo amin' ny 1,5 litatra (ho an' ny olombelona), izay mihetsiketsika mandritra ny ora vitsivitsy aorian' ny sakafo ka manakobana sy manapotipotika ny sakafo; tsy izany ihany fa mbola manova ny toetrany simika koa izy amin' ny alalan' ny fiharombavony izay ao anaty rindrim-bavony [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 
Citations 

Entrée vavony
Partie du discours nom
Définition française  [Tankarana] (sens général : estomac). Nom donné aux beurres végétaux à usage alimentaire ; notamment celui de : Symphonia oligantha Baker (Clusiaceae) ; les graines fournissent un excellent beurre végétal. L'arbre est malheureusement peu répandu et mériterait d'être multiplié. [Boiteau 1997]
Vocabulaire 
Nom scientifique Symphonia oligantha

2019/08/17