|
|
|
|

Entrée1  vatasarihina
Mots élémentaires  2  vata, 3  sarihina
Partie du discours  4  nom
Explications en anglais  5  [vata sarihina] a drawer [1.7]
Explications en français  6  [vata sarihina] tiroir [1.8]
7  tiroir [1.13]
Exemples  8  Tsy namaly Dr Joely fa naka fanalahidy, dia namoha vatasarihina iray. [2.529#]
9  Nalainy tamin' ny vatasarihina teo akaiky tokoa ilay poketrako dia nomeny ahy. [2.4#]
10  Volana vitsivitsy taorian'izay kosa, sendra nifanojo tami-mpandrafitra iray avy any Ambositra aho, ary dia nampanao lakam-panorona voasokitra (marqueterie), misy vatasarihina sy voahosotra varinesy. [2.503#]
Vocabulaire  11  Economie: articles ménagers
Synonymes  12  vatasarika

Mis à jour le 2025/09/12