|
|
|
|

Entrée1  varo-boba
Mots élémentaires  2  varotra, boba
Partie du discours  3  nom ou adjectif
Explications en malgache  4  [1.1] varotra mora dia mora
5  [1.13] varotra ambany vidy noho ny vidiny andavanandro
Explications en anglais  6  [1.7] sold very cheaply
Explications en français  7  [1.3] très bon marché, à vil prix
8  [1.13] solde
9  [1.8] vendu à vil prix
Exemples  10  Toa hitany mitorovoka eny an-tsena eny ilay tsy valahara manao varoboba ny poaraony. [2.470#]
Vocabulaire  11  Economie: finances, gestion

Mis à jour le 2023/05/23