Entrée varivary
Partie du discours adjectif
Définition malgache Tsy tena mamo, falifaty noho ny hantamoana, mienjina, jaonjaona
¶ Atriatry, salasalany, tsy kely tsy lehibe (filaza indrindra amin' ny hazandrano) [Rajemisa 1985]
Définition française rendu joyeux par la boisson; moyen, ni grand ni petit, se dit surtout des poissons [Abinal 1888]

Entrée varivary
Partie du discours nom
Définition malgache Vakin-kazo lava marotsaka fantsihana amin' ny lohatrano ka ipetrahan' ny tafo: Volotsangana no fanao varivarin' ny tafo
¶ Fiteny: Ianao no vovonana iadian' ny lohany, varivary andrian' ny tafo: enti-milaza olona ipetrahan' adidy amana andraikitra lehibe [Rajemisa 1985]
 tetitetika hazo lava madinika ampiasaina amin'ny rafitra [SLP 1986]
Définition française lattes transversales des toits [Abinal 1888]
Définition française latte [SLP 1986]
Dérivations 

2012/04/18