Entrée | varivarin > varivary | |||||||||
Partie du discours | adjectif | |||||||||
Explications en malgache | Tsy tena mamo, falifaty noho ny hantamoana, mienjina, jaonjaona Atriatry, salasalany, tsy kely tsy lehibe (filaza indrindra amin' ny hazandrano) [1.1] | |||||||||
Explications en français | Rendu joyeux par la boisson; moyen, ni grand ni petit, se dit surtout des poissons [1.3] | |||||||||
Proverbes | Proverbes contenant le mot varivary | |||||||||

Partie du discours | nom | |||||||||
Explications en malgache | Vakin-kazo lava marotsaka fantsihana amin' ny lohatrano ka ipetrahan' ny tafo: Volotsangana no fanao varivarin' ny tafo Fiteny: Ianao no vovonana iadian' ny lohany, varivary andrian' ny tafo: enti-milaza olona ipetrahan' adidy amana andraikitra lehibe [1.1] | |||||||||
Tetitetika hazo lava madinika ampiasaina amin'ny rafitra [1.13] | ||||||||||
Explications en français | Lattes transversales des toits [1.3] | |||||||||
Latte [1.13] | ||||||||||
Dérivés |
| |||||||||
| ||||||||||
Anagrammes | raviravy, varivary, viravira |

Entrée | varivarin > varivarina (varivary) | ||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||
Explications en malgache | Asiana varivary [1.1] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||