Entrée | 1 varinesy |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Zavatra ahosotra ny hazo mba hampalambolambo ary hampamirapiratra azy [1.1] 4 karazan-dranoka ahosotra na atifitra hampangirana zavatra iray [1.13] |
Explications en français |
5 vernis [1.3] 6 vernis, émail [1.13] |
Exemples |
7 Voamboana no nanaovana azy, ary voahosotra varinesy.
[2.332#]
8 Mamindra amin' izay izy amin' ny tongotra mingadongadona tsara voavitsy, sady vita varinesy amin' ny savony - fara-kaingo izany tamin' izay. [1.437#] |
Tous les mots composés |
|
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |