Entrée vaomiera
Partie du discours nom
Explications en malgache Fivorian' olona vitsivitsy notinendry mba handinika zavatra kasaina hatao na hanara-maso ny fanatanterahan-javatra notinapaka [1.1]
Explications en français Commission [1.13]
Exemples 
1Vaomieran'ny Toekarena [2.606]
2Ny Vaomieram-pirenena no manendry ny filohany [4.27]
3Manana zo amin' ny toeran' ny filoha lefitra iray ny mpanohitra ary mitarika ny iray amin' ireo vaomiera farafahakeliny [1.320]
Morphologie 
Simple : vaomiera, voamieran', vaomieram-
Synonymes komisiona
Autres orthographes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31