Entrée vantany vao
Mots élémentaires vantany ; vao
Partie du discours conjonction [liste complète]
Explications en malgache Tamin' ny fotoana indrindra izay...: Vantany vao niseho izy dia nitehaka ny olona [1.1]
Explications en français à peine, au même instant: Vantany vao lasa hianao dia tonga izy (A peine vous étiez parti qu'il est arrivé) [1.3]
Exemples Vantany vao voafatra ny siramamy, vita daholo ny momba azy rehetra ao an-tanàna [2.470]
Mots composés 

Mis à jour le 2023/10/24