|
|
|
|

Entrée1  vantanina
Partie du discours  2  verbe passif
Radical  3  vantana
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8  [1.1] Aleha tsy mivilivily: Novantanin' ny mpisava ny fivarotany ka hita tao ny entana nafeniny
Lazaina tsy misy olakolaka: Vantano ny teninao fa aza safarina
Explications en français  9  [1.3] où l'on va droit, qu'on attaque de front, qu'on exprime clairement
10  [1.8] où l'on va droit
Exemples  11  [2.470] Marary maro no tsy maintsy vantanina satria tsy vitsy rahateo no tonga avy amin' ny tanàna akaikikaiky kokoa noho ny an-dRainitoandro mivady.
Proverbes  12  Proverbes contenant le mot vantanina

Anagrammes  13  ivantanan, nanintava, navantany, nitavanan, nivantana, vantanina

Mis à jour le 2025/07/29