|
|
|
|

Entrée1  vanomainty
Partie du discours  2  nom
Mots élémentaires  3  vano, mainty
Explications en français  4  [1.3] héron noir tacheté de blanc aux ailes. Ardea gularis, Bosc.
Exemples  5  [2.48] Ary izao koa no fomba ny heniheny dia azo angalana laoka hafa indray hihinanana vary, fa eo ny voronandrano, sy ny vanofotsy, sy ny vanomainty, sy ny vorompotsy, sy ny talèvana, sy ny angaka, sy ny arosy na haralahy, sy ny faralámbotra, sy ny fotsielatra, sy ny kitanotano, sy ny tsiriry, sy ny vivy, sy ny otrika.
Vocabulaire  6  Zoologie: oiseaux

Mis à jour le 2025/07/29