Entrée vankonina (vankona)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Halamaina tsara atao malambolambo amin' ny vankona
Voamboatra tsara aoka izany: Ohatra ny novankonina erý ny fiteniny [1.1]
Explications en anglais To be planed [1.7]
Explications en français Qu'on rabote: Hoatra ny vankonina ny teniny (Il parle clair et net) [1.3]
 Qu'on rabote [1.8]
Morphologie 
Présent : vankonina, vankoniko, vankoninao, vankoniny, vankonintsika, vankoninay, vankoninareo, vankonin', vankonin-, vankonim-, vankoni-
Passé : novankonina, novankoniko, novankoninao, novankoniny, novankonintsika, novankoninay, novankoninareo, novankonin', novankonin-, novankonim-, novankoni-
Futur : hovankonina, hovankoniko, hovankoninao, hovankoniny, hovankonintsika, hovankoninay, hovankoninareo, hovankonin', hovankonin-, hovankonim-, hovankoni-
Impératif : vankony
Proverbes 

Mis à jour le 2023/01/20