| Entrée (1/2) | 1 vaniana |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Ny kibo malemy, faritra ambany indrindra amin' ny kibo (ny faritra amin' ny ilany roan' ny vaniana dia atao hoe: "lohavaniana" ary ny ao an-damosina "valahana").
[1.1] |
| Vocabulaire | 4 Biologie |
| Tous les mots composés | 5 2 combinaisons de ce mot |
| Entrée (2/2) | 6 vaniaña |
| Partie du discours | 7 nom |
| Explications en malgache |
8 valahana, andilana, lanivoa.
[Tanala]
[1.78] |
| Synonymes | 9 vania |
| Anagrammes | 10 anivana, 11 Ny Avana, 12 vaniana, vaniaña |
| Mis à jour le 2025/11/10 |
|