|
|
|
|

Entrée (1/3)1  vania
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  voa, valahana [Bara] [1.78]
4  valahana, andilana, lanivoa: Tambalañana a-moja paike am-bania (poketra an-tehezana afovato am-balahana) [Tanala] [1.78]
5  taola-maoja [1.13]
Explications en français  6  bassin [1.13]
Vocabulaire  7  Biologie
Synonymes  8  vaniaña

Entrée (2/3)9  vania
Partie du discours  10  adjectif
Explications en malgache  11  lava volo, tsy voaasa [Tambahoaka] [1.78]

Entrée (3/3)12  vania
Partie du discours  13  nom
Explications en malgache  14  vaniana, valahana, angatra (aretina) [Tambahoaka] [1.78]
15  aretim-bania, aretina mahazo ny ankasarotana [Taisaka] [1.78]
16  kolahy, aretim-balahana, voan-kena [Bara] [1.78]
17  blennorrhagie [Bara] [1.78]
Vocabulaire  18  Santé
Analogues  19  akohofotsy, ambaniana, angatra, famehy, farasisa, fiandry, fifia

Anagrammes  20  aivan, anavy, añ' iva, aniva, avani, avany, avina, iavan, ivana, naiva, navai, niava, vania

Mis à jour le 2020/07/31