Entrée vangaratra
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Bezanozano] (dihy) tsiroaroa no miaraka, aroso indray mandeha ny tongotra iray, dia ahemotra, ary avy eo: maka iny fihetsika iny koa ny tongotra faharoa... ka tahaka izany hatrany: mandroso foana, manaraka boribory eo an-kianja anivon' ny olona vory. [2.245]
Exemples Amin' ny dihy, dia ao ny trako, ny betatoato, ny vangaratra, ny mangoleda, ny tsiketraketraka, ny sintobe, ny elakelaka. [2.245]

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31