Entrée | 1 vandana |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 Maramara misy sorany mifangaro: Avereno any ity taratasy vandana ity fa tsy misy hilana azy. 4 Tsy tsotra sy madio fa ratsiratsy toetra. [1.1] |
Explications en anglais |
5 spotted, speckled, of mixed colors; cf. sada [1.7] |
Explications en français |
6 moucheté, marbré [1.8] |
Exemples |
7 Ny ahy aleoko vandana imaso toy izay vandana ivoho. [2.472] |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Zoonymes |
|
Phytonymes |
|
Proverbes | 19 Proverbes contenant le mot vandana |
Anagrammes | 20 andavan, nandava, vandana |
Mis à jour le 2024/04/18 |