| Entrée | 1 vandana | 
| Partie du discours | 2 adjectif | 
| Explications en malgache | 3   Maramara misy sorany mifangaro: Avereno any ity taratasy vandana ity fa tsy misy hilana azy. Tsy tsotra sy madio fa ratsiratsy toetra. [1.1] | 
| Explications en anglais | 4   spotted, speckled, of mixed colors; cf. sada [1.7] | 
| Explications en français | 5   moucheté, marbré [1.8] | 
| Exemples | 6   Ny ahy aleoko vandana imaso toy izay vandana ivoho.
[2.472] | 
| Dérivés | 
 | 
| Tous les mots composés | 12 9 combinaisons de ce mot | 
| Proverbes | 13 Proverbes contenant ce mot | 
| Mis à jour le 2025/10/11 |   |