|
|
|
|

Entrée1  valviola
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] [frantsay valvule] Takela-kakaninkanina toa matezaroritina ao amin' ny rindrina anatin' ny fo na ny fantson' ny lalandra, tsy mifefy ka mandray ny ra tonga ao aminy, nefa kosa manakana ny ra tsy hiverin-dalana
4  [1.13] takelaka afaka mizozotra ao amin'ny rindrin'ny fo na lalandra anatiny ka misakana ny ra tsy hiverina
Explications en français  5  [1.13] valvule
Vocabulaire  6  Biologie

Mis à jour le 2024/12/07