Entrée | valin-tanàna | |
Mots élémentaires | valy ; tanàna | |
Partie du discours | locution | |
Explications en malgache | Fomba fifanampiana fahiny tamin' ny aga teo amin' ny fokonolona: nfàsâ ho an' ny olona iray ny olona rehetra ary dia nifandimbiasana niasana toy izany tsirairay avy ny olona tao an-tanàna ka ilay niasana androany dia namaly niasa ho an' ny hala kosa ny ampitso [1.1] | |
Endrika fifanampiana aseho amin'ny alalan'ny asa ao anaty fiaraha-monina iray [1.13] | ||
Explications en français | Entraide [1.13] | |
Mis à jour le 2023/11/20 |