| Entrée | 1 valin-tanàna | 
| Mots élémentaires | 2 valy, 3 tanàna | 
| Partie du discours | 4 locution | 
| Explications en malgache | 5   fomba fifanampiana fahiny tamin' ny aga teo amin' ny fokonolona: nfàsâ ho an' ny olona iray ny olona rehetra ary dia nifandimbiasana niasana toy izany tsirairay avy ny olona tao an-tanàna ka ilay niasana androany dia namaly niasa ho an' ny hala kosa ny ampitso [1.1] 6 endrika fifanampiana aseho amin'ny alalan'ny asa ao anaty fiaraha-monina iray [1.13] | 
| Explications en français | 7   entraide [1.13] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |