|
|
|
|

Entrée1  valanirana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Karazan-kazo mafy fanaovan-trano (Nuxia capitata). Mahatsara ny lalandra ny raviny ka azo tanehina ampiasaina amin ny fanafodin' ny tosidra [1.1]
Exemples  4  Ary rahefa tonga an-trano ny hena, dia itohizana ny valanirana ny tononkena; [2.48]
Vocabulaire  5  Botanique: plantes médicinales

Mis à jour le 2024/10/14