| Entrée (1/2) | 1 valandotra | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   Toetran' ny olona mandry ka mivalampatra ny tongony aman-tanany noho ny faharerahana na ny aretina [1.1] | 
| Explications en français | 4   l'état de ce qui est étendu, couché de tout son long [1.3] | 
| Dérivés | 
 | 
| Entrée (2/2) | 9 valandotra | 
| Partie du discours | 10 nom | 
| Explications en malgache | 11   Ny filazana hoe ampahafirin' ny refin-javatra iray ny sary entina milaza azy. Ohatra: misy trano 12 m. ny lavany, ary ny sary milaza io halavany io 4 sm; ny valandotra nampiasaina dia 1/300, izany hoe: 1 sm amin' ny sary dia 1 sm x 300 = 3 m amin' ny tena izy; mari-drefy [1.1] | 
| Explications en français | 12   échelle graphique [1.13] | 
| Synonymes | 13 mari-drefy | 
| Mis à jour le 2025/09/19 |   |