Entrée valalanina
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Enti-milaza ny maso vizana eo am-pitazanana na eo am-piandrasana: Valalanina ny maso mijery ireo fiarakodia an-jatony mitanjozotra
Enti-milaza olona refona na noana ka jembijemby mila tsy hahita [1.1]
Explications en anglais Tired out by monotonous work [1.7]
Explications en français épuisé par un travail monotone [1.8]
Exemples Ny tena foana no valalanina mijery sy mifidy [2.470]
Dérivés 

Mis à jour le 2020/07/31