|
|
|
|

Entrée (1/2)1  vahiny
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] olona avy any amin' ny tany hafa, tsy tompontany: Mahazo monina tsara eto ny vahiny raha tsy voatohintohina ny fiandrianom-pirenentsika
Olona tonga mitsidika ao an-tokantrano ka raisina sy omen-tsakafo: Andeha hanokombary ho an' ny vahiny aho aloha
Explications en anglais  4  [1.7] a stranger, a foreigner, a guest
Explications en français  5  [1.8] étranger; hôte
Exemples  6  Diniho ange, mankafy ny dihy vahiny ny tanora. [2.445#]
7  vahiny marina izahay, vao tonga avy any atsimo. [2.270#]
8  Nisy vahiny tsy fantatra izay tonga taminy teto. [2.472#]
Dérivés 
9  Verbes actifs :
10  Verbes relatifs :
11  Noms :
Mots composés 
Proverbes  23  Proverbes contenant le mot vahiny

Entrée (2/2)24  vahiny
Partie du discours  25  nom vahy et pronom
Explications en malgache  26  [1.1] tsorian-javatra hita mazava tsara, hita amin' ireo teny toy ny hoe: vahindanitra, vahindroroha
Mots composés 

Anagrammes  29 

Mis à jour le 2025/01/21