Entrée vadintany (vady, tany)
Partie du discours nom
Définition malgache Olona napetraky ny mpanjaka fahiny hitana ny tany sy ny fanjakana, hitondra ny tenin' ny vahoaka ary hitsara ny ady tsy vita teo amin' ny fokonolona na teo amin' ny tompomenakely
¶ Ankehitriny kosa, ny vadintany dia olona vita fianianana manana andraikitra hampanatanteraka ny didimpitsarana efa nivoaka [Rajemisa 1985]
 olona nomena fahefana hampanatanteraka ny didim-pitsarana navoaka [SLP 1986]
Définition anglaise the name given to officers through whom all government business is communicated to the districts where they reside [Richardson 1885]
Définition française [ vadin-tany ] commissionnaire, envoyé, agent remplissant les fonctions d'huissier, portant dans les districts les ordres du gouvernement [Abinal 1888]
 huissier [SLP 1986]
Mots composés, titres, noms 
Exemples Dia nalai' ny vadintany eroa Vonizongo izy, dia hoy ny faka ny vadintany: [Callet: Tantara]
Citations 

2016/07/29