|
|
|
|

Entrée1  vadintanimbohitra
Mots élémentaires  2 vady, 3 tany, 4 vohitra
Partie du discours  5  locution
Explications en malgache  6 vadintany izay mipetraka isam-bohitra ary vantanin' ny vadintany ambony. [1.1]
Exemples  7  Ary isam-bohitra indray dia misy ny vadintanimbohitra sy ny loholona zokiny natao hoe "Tafondro miandry vavahady. [2.508#]
Synonymes  8 vadintany ambany

Mis à jour le 2025/10/11