Entrée va
Partie du discours particule [liste complète]
Explications en malgache Kianteny enti-manontany, ka tsy fanontaniana tsotra no ambara aminy fa fanontaniana fampiasa amin' ny kabary izay fantatra avy hatrany rahateo fa ho tsia" na "eny" no valiny: Ho sahintsika va ny minia ho very? (Ny fampiasana ny va dia tsy manomboka fehezanteny fa eo aorian' ny teny fototry ny fanontaniana; indraindray azo ampiarahina amin' ny "moa" ny va ka atao manarakaraka azy: Moa va tsy rahalahintsika rehefa mety ho iray ra amintsika?) [1.1]
Explications en français Particule interrogative, se place ordinairement avant le dernier mot de la phrase [1.3]
Explications en anglais Interrogative; cf. moa: handèha va hianào? are you going ? [1.7]
Explications en français Interrogative, cf. moa: handèha va ianào? est-ce que vous partez ? [1.8]
Exemples 
1Efa nihinana va hianao? (Avez-vous mangé ?) [1.3]
2Hianao va ka mba mino izay tenin’ olona (Vous ne croyez jamais ce qui l’on vous dit) [1.3]
3Razoky va no manitra voan-kazo? [2.131]
4Nahoana no dia izao va itondrana hanina izahay? [2.472]
5Moa va tsy menatra izy. [2.470]
Synonymes ve
Mots composés 
Analogues  moa

Entrée va~
Partie du discours préfixe [Mots avec va~]

Entrée va
Partie du discours forme morphologique de aller
Explications en malgache Matoanteny frantsay "aller": Il va (Mandeha izy) [3.1]

Mis à jour le 2023/08/11