Entrée | 1 tsy tambo isaina |
Partie du discours | 2 locution |
Mots élémentaires | 3 tsy tambo, isaina |
Explications en malgache |
4 [1.1] be dia be ka tsy azo isaina, tsy hita isa intsony |
Explications en anglais |
5 [1.7] innumerable |
Explications en français |
6 [1.3, 1.8] innombrable |
Exemples |
7 [2.69] Ary ny havany tontolo tsy tambo isaina 8 [2.59] noho ny famindrampòny tsy tambo isaina 9 [1.353] Maro ny andevony, hono, ka tsy tambo isaina. |
Mis à jour le 2025/07/29 |
![]() |