Entrée tsy laitra toroana (laitra, toro)
Partie du discours locution
Définition malgache enti-milaza olona tsy miraharaha izay teny fananarana atao aminy [Rajemisa 1985]
Synonymes tsy laitra anarina ~ tsy laitra rarana ~ tsy laitra tenenina

Mis à jour le 2020/07/31