Entrée |
tsy hita avanavana
|
Mots élémentaires | tsy hita ; avanavana |
Partie du discours | locution
|
Explications en malgache | Any amin' ny lavitra dia lavitra mila tsy azon' ny saina eritreretina, lalina mangitsokitsoka, tsy manam-petra, tsy hita lany [1.1]
|
Explications en anglais | Used of something that is unique. [1.2]
|
Explications en français | Innombrable [1.3, 1.5]
|
| Complètement invisible, incompréhensible [1.3]
|
Exemples |
1 | tafasidina tsy hita avanavana tamin' ny fisavasavany ny marina sy ny tsara tsy misy tomika
[2.296]
|
2 | Noho izany, na dia madiva haraina aza ny andro, ka efa mifamalivaly eny amin' ny lohasaha eny ny sahobakaka mbamin' ny sahona, dia toa tsy mbola hita avanavana akory izay Ankeritsa.
[2.357]
|
3 | fa eo ilay hery anankiray ao amin' ny isam-batan' olona mety hampiova tsy hita avanavana ny nentina hatrany an-kibon-dreny sy ny toe-javatra rehetra mihitsy
[2.296]
|
|
|