|
|
|
|

Entrée1  tsy miroa fo
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  Enti-milaza faherezana miasa na manao raharaha satria amin' ny asa tokana ihany ny fony [1.1]
Exemples  4  Mba tsy miroa fo koa re izany namatotra azy izany. [2.895]
Mots élémentaires  5  miroa, fo

Mis à jour le 2023/06/17