Entrée | 1 tsy hita paipaika |
Mots élémentaires | 2 tsy hita, paipaika |
Partie du discours | 3 locution |
Explications en malgache |
4 tena very tanteraka, na tsy antenaina ho hita intsony [1.1] |
Explications en français |
5 L' eau est si profonde qu' on ne peut pas en trouver le fond [2.415#6674] |
Exemples |
6 Nokarohina izay olona ka tsy hita paipaika. [2.587] |
Synonymes | 7 tsy hita polopolorina, tsy hita popoka, tsy hita veroka |
Mis à jour le 2023/11/20 |