Entrée | 1 tsy hita noanoa |
Partie du discours | 2 locution |
Explications en malgache | 3 enti-milaza fahalavirana na halalinana sarotra faritana; be dia be, lavitra dia lavitra, lalina dia lalina [1.1] |
Explications en anglais | 4 [tsy hita, not seen.] very deep. [1.2]5 bottomless (of a chasm) [1.7] |
Explications en français | 6 sans fond, très profond [1.8] |
Exemples |
7 Teti-karena tsy hita noanoa no voababony. [2.895] 8 tsy hita noanoa ny fahavoazana tao an-tanàna; [4.27] 9 Mampihena tsy hita noanoa ny fandaniana noho ny karaman' ny mpiasa izany. [2.472] |
Synonymes | 10 tsy hita hirangirana, tsy hita lavadavaka, tsy hita pesipesenina, tsy hita velively, tsy hita zambazamba |
Mots élémentaires | 11 tsy hita, noanoa |
Mots composés |
|
Mis à jour le 2023/11/20 |