|
|
|
|

Entrée1  tsontsa
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  [1.1] Diso tsy nahy, diso noho ny tsy fitandremana: Tsontsa paika ka matim-bela: nisy nahadiso ka tratran' ny fahavoazana
Explications en français  4  [1.3] Qui se trompe, qui commet une erreur
Exemples  5  Dadako ô, tsy tsontsa va re aho? [2.69]
6  Zazavavy nanahoana tamin'ny fahatanorany / Ireo mpirahavavy ireo no dia tsontsa tahaka izany? [2.817]
Dérivés 
7  Noms :
Mots composés 

Mis à jour le 2023/08/11