Entrée tsokajin > sokajy
Partie du discours nom
Définition malgache Antokon andia-miaramila madinika izay misy miaramila dimy amby roapolo
¶ Fizarazaran' ny antoko na fikambanana iray: Misy sokajy efatra ao amin' ny Akademia Malagasy [Rajemisa 1985]
Définition anglaise a squad ; a division, a department [Hallanger 1973]
Définition française escouade de vingt-cinq soldats [Abinal 1888]
 escouade; division, département [Hallanger 1974]
 classe, catégorie, section, groupe, ord [...] [texte complet dans Rajaonarimanana 1995]
Dérivations 
Origine Anglais: squad.
Mots composés, titres, noms 
Exemples Nisoko mangina tamin' ny sokajy ambany tao amin' ny tafika izany. [Andraina: Mitaraina, page 148]