Entrée | 1 tsofin-drano tsofindrano |
Partie du discours | 2 verbe passif |
Radical | 3 tso-drano |
Mots élémentaires | 4 tsofina, rano |
Morphologie |
|
Explications en malgache |
7 [1.1] Rarina soa Atao batisa na batemy: Efa notsofin-drano ny mariazy vaovao Hamasinina : Efa notsofin-drano ny mariazy vaovao |
Explications en français |
8 [1.3#791] Qu'on bénit, qu’on cède: Notsofin' ny ray aman-dreninv rano izy tamin’ izy nandeha (Il a été béni par ses parents avant son départ) ~ Notsofiko rano ny fanambadian’ izy ireo (J’ai béni leur mariage) ~ Notsofiko rano ho azy irery ny fananako rehetra (Je lui ai cédé tous mes biens) |
Exemples |
9 [2.928#] Dia tsofindrano izy! 10 [2.356#] Ary raha tsofindrano, fiofanana herintaona ve no handefasana azy, sa ny fanomanana licence araka ny taratasiny? |
Anagrammes | 11 tsofindrano, tsofin-drano |
Mis à jour le 2025/08/10 |
![]() |