Entrée tsodrano
Mots élémentaires tso- (tsotra) ; rano
Partie du discours locution
Explications en malgache (taloha) Rano nafafy tamin' olona na natao tao am-bava dia notsofina hifafy aminy, ka ny nofafazana tamin' io rano io indrindra dia ny olona marary na ny handeha hivahiny lavitra (ilay tsodrano natao tao am-bava dia natao koa hoe ranom-bavaka)
(ankehitriny) firarian-tsoa heverina ho manan-kery, avy amin' ny olon-dehibe na ray aman-dreny: Omeo ny tsodranonao aho, ry dada, fa hanambady
(ankehitriny) vola kely omena ny tompon-draharaha ho maripihavanana raha misy hasoavana, fanambadiana: Manatitra tsodrano
Mitovy hevitra: firarian-tsoa ~ ranombavaka
Anaran' ny vola ampiarahina amin' ny tsodrano: rom-patsa, patsan' ny mpifana, tsodranon-jaza, fenakoho, vodiakoho, zara fihinanana, fanaovam-beloma, fandraisantanana, ro mafana [1.1]
Explications en français [ tso-drano ] Aspersion, bénédiction, souhaits d'adieu
Action de céder [1.3]
Exemples Dia lasa ny vahiny, narahan' izy mivady saotsaotra sy tsodrano. [2.472]
Dérivés 

Mis à jour le 2023/12/04