| Entrée | 1 tsoahana |
| Radical | 2 tsoaka |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4 Ongotana: Tsoahy ity fantsika ity fa mety handratra.
5 Esorina, alana: Notsoahany ny kirarony alohan' ny hidirany ao an-trano / Hivenjivenjy foana ny zanakao raha vao tsoahanao ato amin' ity sekoly ianarany ity. 6 Foanana: Notsoahan' ny fanjakana sahady ilay didy naovakany tamin' iray volana lasa. 7 Ombotana, alana amin-kery: Notsoahany teto amiko ny zanako. 8 Ivadihana: Notsoahony indray ny teny nataony tao. [1.1] |
| Morphologie |
|
| Anagrammes | 13 anatsaho, 14 tosahana, 15 tsoahana |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|