Entrée tsizarizary (zary)
Partie du discours adjectif
Définition malgache Tsy ary fomba, tsy tena vanona, tsy lavorary loatra: Trano tsizarizary kely izao no ipetrahany [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise bad, vicious, worthless [Hallanger 1973]
Traduction française mauvais, vicieux, qui ne vaut rien [Hallanger 1974]
Dérivations 
Exemples 
1Ataony vidy mora na takalozany tany tsizarizary ilay izy. [Andraina: Mitaraina, page 152]
2bodofotsy tonta sy lamba soga tsizarizary no irakofany ary hazo fisaka natambatambatra no manondrotra izany ho toa farafara, tsy itoviany tantana amin' ny tany. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 151]

Mis à jour le 2020/07/31