Entrée tsivaka
Partie du discours adjectif
Définition malgache Ilazana ny olona izay mivoaka ny tongony, ka saika miady mihitsy ny lohaliny (mifanohitra amin' ny bingo, izay miditra kosa ny tongony, fa mivoaka mibaraingo ny lohaliny) [Rajemisa 1985]
Dérivations 
Citations 

2009/02/23