|
|
|
|

Entrée1  tsitelotelo
Radical  2  telo
Partie du discours  3  adverbe [Liste complète]
Explications en malgache  4  Enti-milaza filaharana na fanokoana zavatra ka atao telo telo avy: Milahara tsitelotelo ianareo [1.1]
Explications en anglais  5  three by three [1.2]
Explications en français  6  trois à trois [1.3]
Exemples  7  Ary tahaka izany koa ny amy ny monokotiledona, nefa milahatra tsitelotelo izy ireo. [1.357#]
8  Saika isan-kerinandro na isaky ny tapabolana no niantso anay tsiroatroa, na tsitelotelo izy ireny araka ny fandaharana vitan' ny Foibe. [2.356]

Mis à jour le 2025/09/12