Entrée tsitapitapy (tapitapy)
Partie du discours nom
Définition malgache Heno mahalankalana. Fiatoatoan' ny rano mitete na zavatra milatsaka fa tsy migororoana na migorodana; fahatongavana na fandalovana amin' ny toerana iray, ka tsy tonga indray mandeha fa ny iray na ny vitsivitsy aloha no mandalo; fiatoana, fampoelana [Rajemisa 1985]
Dérivations 
Synonymes tapitapy

2013/03/22