Entrée tsipolitra
Partie du discours nom
Définition malgache Teny enti-milaza ny voa sy ny vonin' ny anantsinahy rehefa antitra; misy toa faraingo kely vitsivitsy ny tendron' ny tsipolitra izay raha vao voakasiky ny lamba dia miraikitra aminy [Rajemisa 1985]
Définition française fleurs et graines de l' anantsinahy ou Bidens bipinnata [Abinal 1888]
Vocabulaire 
Nom scientifique Bidens bipinnata
Citations 

2012/10/05