Entrée tsipikely (tsipy, kely)
Partie du discours nom
Explications en malgache (ny manao) Teny nentina nilazana fahiny ny olona nampisotroina tangena ka efa nahafaka ny hoditr' akoho telo nefa mandoa indray avy eo sady fanina mandraingiraingy; nataon' ny mpampinona ho "resy" ihany ny manao tsipikely, raha hitany, ka darofany fanoto matetika ho faty, raha tsy tratra voatakontakon' ny havany angaha [1.1]
Explications en français [ tsipy kely ] Petit vomissement, action de vomir un peu après avoir rendu les peaux de poule au jugement du tanguin [1.3]

Mis à jour le 2020/07/31