|
|
|
|

Entrée1  tsipelina
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 Fanononana miavaka ny tarehintsoratra tsirairay avy ao amin' ny teny iray: Ataovy tsipelina ny teny hoe "neny". [1.1]
4 fomba fanoratra manaraka fitsipika. [1.13]
Explications en français  5 orthographe. [1.13, 1.5]
Exemples  6  Ahitsiko ireo diso tsipelina valo ary adikako ny lahatsoratra. [2.445#]
7  tsy natao miendrika lesona, toy izay mahazatra, ny fandinihana ny fitsipiky ny teny, ny tsipelina, ohatra. [2.117#]
Vocabulaire  8  Linguistique
Synonymes  9 fitsipipanoratana
Tous les mots composés  10 diso tsipelina

Anagrammes  11 pañilitse, 12 tsipelina

Mis à jour le 2025/11/11